Sao dia hoe lasa feon-kira famantarana fotsiny ny fahalalantsika an’itony hira itony ka tsy haintsika intsony ny vontoatin’ny tonony. Ny fitondràna mantsy miovaova fa ny tolona atrehin’ny vahoaka andavanandro dia misy foana.
Sao dia hoe lasa feon-kira famantarana fotsiny ny fahalalantsika an’itony hira itony ka tsy haintsika intsony ny vontoatin’ny tonony. Ny fitondràna mantsy miovaova fa ny tolona atrehin’ny vahoaka andavanandro dia misy foana.
Version française ici. English version here. Indro i Dago mitsirara manamorona ny Lakandrano sady mandinika ny rano mihamena,menan’ny rany. Koa satria tsy maintsy azavaina hatramin’ny voalohany ny resaka atao dia andao ilaozana aloha ity sehatra ity ary andeha hiverina any amin’ny fiandohan’ny tantara. Ato ny tohiny …
Suite aux manifestations suivies de répressions violentes et accompagnés de pillages délibérés ou opportunistes (on ne sait pas encore) depuis le 25/09/2025, le président de Madagasikara a renvoyé tout son gouvernement la nuit du 29/09/2025. Les manifestations en question ont été initiées par les jeunes du collectif Gen Z Madagasikara soutenus par les influenceurs et des artistes. La répression et …
Mba fampahafantarana fotsiny ihany no ilazako fa tsy misy vola 1 000 000 de dollar amerikanina manan-kery izany.
Misy firenena izay any nanana orinasa maro ny fanjakana tao aminy. Izao ny tantarany, mampalahelo.
Mandray anjara amin’ny #BAD2015 indray ny tenanay amin’ity taona ity. Hetsika isan-taona ataon’ny mpanao blaogy manerantany izy io hanoratana mikasika lohahevitra iray. Amin’ity 2015 ny lohahevitra noraisina dia ny hoe #raiseyourvoice izany hoe « asandrato ny feonao ». Dia satria sy nahoana moa, raha ny hevitr’i Lay Andriamialy no tokony hanandram-peo? Pour lire l’article en français, cliquer ici
Nieritreritra an’izany aho hoe rahoviana no hadio Antananarivo dia hoy aho hoe rehefa lasa adala avokoa isika mponina ao vao hadio isika.
Mahafinaritra ahy hoy aho ny ohabolana malagasy e. Misy dia tena mahatsikaiky mihitsy nefa mifono hevi-dalina. Tsy dia tadidiko avokoa izy ireny. Izaho moa tsy mpikabary. Tena hadinodino mihitsy e. Ampio aho azafady.
Amin’izao BAD2014 (#BAD2014, Blog Action Day) izao izay miompana amin’ny « inequality » dia tiako ny hitanisa ireo tsy rariny rehetra misy eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Ici pour voir mon article en Français pour le BAD2014
Nalaza tato ho ato ny valala. Valala aman-tapitrisany no nandrakotra an’Antananarivo. Tsy azo lavina ny maharatsy izany toe-javatra izany. Ny valala mantsy rehefa maro loatra toy izany dia manjary biby mpanimba. Manimba ny voly, ny zava maitso izay ataony maty faisana ao anatin’ny fotoana fohy. Ao ny mifanome tsiny, ao ny mivavaka mafy, misy koa ireo adala mifalifaly nefa ny …
Recherchez aussi :
| D | L | Ma | Me | J | V | S |
|---|---|---|---|---|---|---|
| « oct | ||||||
| 1 | 2 | 3 | 4 | |||
| 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 |
| 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 |
| 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 |
| 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | |
