Amin’ny teny malagasy, afaka miresaka ianao sady azo tsara ny lazainao na 90% n’izay lazainao aza zana-peo avokoa. Ohatra izao:
- Tianao ve za?
- ie
- Za koa tia anao
- Hay?
- Marina anie izany e! jereo anie ity fanomezana lafo vidy be ity e!
- Oaia!
- Tianao?
- ie
- Ndao isika handehandeha
- a a a!
- Fa maninona? bedy?
- ie
- Ao angaha dadanareo?
- ao
- Angaha izy masiaka be ?
- aiaiay,… be mihitsy!
- Dia raha mivoaka kely dia miverina avy eo?
- oaiaoay be raha tratra koa!
- Dia raha miera dia mbola mahatezitra azy ihany?
- eo ho eo ihany!
Fa raha misy olona manao fiteny ohatran’izany aloha dia na tena saro-kenatra be loatra na efa tsy ampy ampy e?