Accueil Actus Parodie : Iarivo tsy foiko

Parodie : Iarivo tsy foiko

0
0
53
rot1.bmp

Bonjour,

Pour mes lecteurs francophones, mes articles en français vont toujours rester sur ce blog,  découvrez et relisez-les! Mais désormais, les nouveaux articles seront en malgache. Merci de suivre AUSSI mon nouveau blog francophone Lay Corbeille.

Merci.

IARIVO tsy foiko (Feony : Teny Mamy – Tovo Jhay)

Ny teny ratsy izay nataoko
Tamin’ireo rindrinao
Matokisa fa ho alako
Ka hiova aho hatrizao!
Tabatabako ombieny ombieny
Nankararirary an-doha
Raha toa ka tsy ao an-tsena
Aoka hijanona avokoa!

Isan’andininy :
Ianao irery no Iarivo
Iarivo ilay tsy foy
Ianao ‘lay nofidianay ho ivo
Tantaranao hitohy
Raha misy ny hatolotoako
Olombelona tsy akoho
Aoka re mba hofafàko
Dia hovaiko ho zava-tsoa!

Ny sangy ratsy ‘zay fanao
Fanimbana sy hamamoana
Raha toa tsy maintsy atao
Dia tsy eny an-dalam-be intsony
Ny redirediko ato anaty
Nofinofiko ao an-doha
Hoe ianao re atsy ho atsy
Dia ho Parisy faharoa

Lay Andriamialy

  • 800px-Lamba_of_Madagascar_-_detail_lambahoany

    Ohabolana diso

    Mahafinaritra ahy hoy aho ny ohabolana malagasy e. Misy dia tena mahatsikaiky mihitsy nefa…
Charger d'autres articles liés
Charger d'autres écrits par randriamialy
Charger d'autres écrits dans Actus

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Vous pouvez utiliser ces balises et attributs HTML : <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>

Consulter aussi

Diniho ny fandehan-javatra

Misy firenena izay any nanana orinasa maro ny fanjakana tao aminy. Izao ny tantarany, mamp…